| Entry | 1 fandiavana |
| Root | 2 dia |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka [1.1] |
| Explanations in French |
5 L'action de mesurer, de parcourir la pierre placée au seuil des portes [1.3] |
| Anagrams | 6 fanadivana, 7 fandaviana, 8 fandiavana |
| Updated on 2025/09/12 |
|