Entry |
danin > lany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny rirany amin' ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan' antsy io Ny tendrony, ny tendrony farany: Mbola tsy miseho ihany ny lanin' ny tafika ~ Tsy hita lany ny ranomasina Ilany: Ery an-dany andrefan' Ampamarinana no misy anay. [1.1]
|
Explanations in French | Le bout, l'extrémité d'une chose, un côté ou une partie par rapport à l'autre: Marani-dany roa io lela antsy io (Cette lame de couteau coupe des deux côtés, a deux tranchants) ~ Apetraho eo an-dany atsimon' ny farafara ireo kiraro ireo (Mettez ces souliers du côté sud du lit) Eo an-dany atsinanana ny kianja ny tranoko (Ma maison est du côté est de la place) [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
danin > lany
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra Very foana: Lany niandry anao teto ny androko Simba, levona, hanin-javatra: Lanin' ny fositra itỳ voavahy Ampiasaina: Ohatrinona ny vola laninao nanaovana itỳ trano itỳ Tsy misy mijanona noho ny niasana taminy: Mahagaga raha lany sahady ilay pensilihazo novidiko ho anao Baboina: Lanin' ny fanjakana ny hareny Ekena, ankatoavina, azoazo, voafidy: Tsy lanin' ny be sy ny maro ny hevitrao / Lany ho solombavambahoaka Ramasaka Raisina: Lany ho miaramila ny rahalahiko Ekena, raisina: Tsy lany intsony ny vola toy itony Atao mahita faisana, hanina: Raha misy tsy manaraka izany lalàna izany dia lanintsika Tapaka: Lanin' ny mpitsara fa hohelohina folo taona izy
[1.1]
|
Explanations in English | Consumed, devoured, spent, all gone; agreed upon [1.2]
|
Explanations in French | Dont il ne reste rien, épuisé, perdu, usé, mangé, consumé, confisqué, dépensé, employé Accepté, approuvé, qui plait, qui passe Réprouvé, rejeté, condamné [1.3]
|
Examples |
1 | " Dia nosotroiny, hono, ny ron' akoho, ka lany.
[2.293]
|
2 | ny saran-dalana sy ny fotoana lany iaraha-mahalala rahateo.
[2.470]
|
3 | Nony tonga ny ririna, lany ny mangahazo sy latsakay.
[2.472]
|
4 | Haren-danim-bazo (Biens dépensés dans le libertinage)
[2.415]
|
|
Morphology |
Simple : |
lany,
laniko,
laninao,
laniny,
lanintsika,
laninay,
laninareo,
lanin',
lanin-,
lanim- |
Prefixed : |
-dany,
-daniko,
-daninao,
-daniny,
-danintsika,
-daninay,
-daninareo,
-danin',
-danin-,
-danim- |
Imperative : |
lania |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
danin > lany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fofon' ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro Ny kiran' ny hazandrano izay manarona ny tenany Ilay zavatra maditidity amin' ny hoditry ny amalona [1.1]
|
Explanations in English | A bad smell [1.7]
|
Explanations in French | L'odeur du poisson, des caïmans, des canards; les écailles des poissons, la matière visqueuse qui se trouve sur la peau des anguilles [1.3]
|
| Mauvaise odeur [1.8]