Entry dany
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Sitraka, izay tiana, fanaranana amin' ny sitrapo (tsy fampiasa raha tsy amin' ilay fombam-pitenenana hoe: danin' ny kibo) [Rajemisa 1985]
English definition   used only in midanidany ny kibo, danin' ny kibo. See sitraka. [Richardson 1885]
Compound words, titles, names  

Entry dany
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] ra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2012/11/01