Entry dalana > lalanana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana volo lava atao fantsakana rano any an-doharano: trobahana ireo tonony rehetra afa-tsy ilay farany ambany [1.1]
Explanations in English  [Provincial] A piece of bamboo used as a water-pot. See lananana, lanana [1.2]
Explanations in French  [Tankarana] Bambou pour porter et conserver l'eau. [1.19]
  [Betsimisaraka] (de alalana : intermédiaire). Nom donné aux bambous de grand diamètre dont on perce tous les noeuds à l'exception du noeud inférieur. On les emploie à puiser l'eau, à la transporter et à la conserver dans la maison, travail traditionnellement réservé aux femmes. Voir aussi lananana. [1.196]
Vocabulary 
Synonyms lananana

Anagrams 

Entry dalana > lalana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1]
Explanations in English A road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2]
 A road [1.7]
Explanations in French Route, chemin [1.8]
 Voie, rue [1.13]
  [Sakalava-Mayotte] [ lalaña ] Chemin [1.405]
Examples 
1lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-dalana no nataony. [2.324]
3Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
Morphology 
Simple : lalana, lalako, lalanao, lalany, lalantsika, lalanay, lalanareo, lalan', lalan-, lalam-, lala-
Prefixed : -dalana, -dalako, -dalanao, -dalany, -dalantsika, -dalanay, -dalanareo, -dalan', -dalan-, -dalam-, -dala-
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Titles Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort
Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
Tari-dalam-pifandraisana
Proverbs 
Articles 

Entry dalana > lana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1]
Explanations in English [French la loi] a law [1.7]
Explanations in French [français la loi] loi [1.8]
Morphology 
Simple : lalana, lalanako, lalananao, lalanany, lalanantsika, lalananay, lalananareo, lalanan', lalanan-, lalanam-
Prefixed : -dalana, -dalanako, -dalananao, -dalanany, -dalanantsika, -dalananay, -dalananareo, -dalanan', -dalanan-, -dalanam-
Compound words 
Titles Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana
Proverbs 
Articles 

Entry dalana > Lalana
Part of speech name (book title)
Author Rakotoson Michèle
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Anagrams