Entry borizano tanora (borizano, tanora)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy miaramila no farany; mazana dia ny efa avy nanao miaramila no apetraka ho borizano rahefa antitra; koa ny tanora, izay avy hatrany dia borizano, dia fantatra fa tsy mbola nanao miaramila [Ravelojaona 1937]

Updated on 2020/07/31