|
|
|
|

Entry1  ridana
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1]
Examples  4  Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 

Anagrams  24 ana-dry, 25 andray, 26 andria, 27 darina, 28 nadira, 29 ridana

Updated on 2025/09/19