| Entry | 1 habibiana |
| Root | 2 biby |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany
[1.1] 5 hasiahana mihoa-pampana [1.13] |
| Explanations in English |
6 wanton cruelty, brutality
[1.7] |
| Explanations in French |
7 cruauté, brutalité
[1.8] 8 sauvagerie, bestialité [1.13] |
| Vocabulary | 9 Emotions |
| Anagrams | habibiana, 10 ibibahana |
| Updated on 2025/11/17 |
|