|
|
|
|

Entry1  bibimora
Elementary words  2 biby, 3 mora
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka [1.1]
Explanations in English  6 [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake.
7 Same as bibindramahavaly [1.2]
Examples  8  Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
9  Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#]
Synonyms  10 bibindramahavaly

Updated on 2025/11/17