| Entry | 1 be tenda | 
| Elementary words | 2 be, 3 tenda | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   tendana [Sihanaka]
 [1.78] 6 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | 
| Explanations in English | 7   (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [1.2] 8 a glutton [1.7] | 
| Synonyms | 9 tenda an-kanina, tenda be | 
| Anagrams | 10 be tenda, 11 tendabe, tenda be | 
| Updated on 2025/10/18 |   |