|
|
|
|

Entry (1/2)1  tendabe
Elementary words  2 tenda, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Ny lalandrivotra mankamin' ny havokavoka [1.1]
Vocabulary  6  Biology
Analogs  7  tendakely

Entry (2/2)8  tenda be
Elementary words  9 tenda, 10 be
Part of speech  11  locution
Explanations in Malagasy  12 enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1]

Anagrams  13 be tenda, 14 tendabe, tenda be

Updated on 2025/11/17