|
|
|
|

Entry 1  besinimaro
Elementary words  2 be, 3 sy, 4 maro
Part of speech  5  noun
Explanations in French  6 tout le monde [1.5]
Examples  7  Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany. [2.472#5]
8  Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo. [4.27]

Updated on 2026/02/26