|
|
|
|

Entry (1/2)1  -baton'  ~  -baton-
Part of speech  2  morphological form of vato
Examples  3  Iza iry am-baton' Andrianerinerina? [2.314#34]
4  Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; [2.996#5.16.22]
5  Tsangam-baton-dRatsida Avaratr' Isoanierana [2.69#272]
6  Fahaizana tsy hadino tokoa, nefa dia tena soro-baton' ilay jamba ihany ka voa vao mihilana [2.643#21]

Entry (2/2)7  bâton    
Part of speech  8  masculine noun
Explanations in French  9 angira: long bâton [1.82]
10 kibay [1.4.fr#76, 1.19]
11 langilangy [1.4.fr#76]
12 sangiry [1.19]
13 tangala [1.6]
14 tehe: appui, bâton, béquille, canne, mât de pirogue, perche, soutien [1.68]
15 tehina [1.4.fr#76]
16 taho [1.4.fr#76]
17 tongozo: bâton, canne longue, baguette [1.19]
18 tsangana [1.1]

Updated on 2025/09/12