|
|
|
|

Entry1  batemy an-kamehana
Elementary words  2 batemy, 3 an-kamehana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Batemy tsorina dia tsorina, tsy asiana ny fombafomba rehetra, noho ny hamehana fa marary ny zaza na atahorana ho tsy azo [1.1]

Updated on 2025/09/12