Entry | 1 batemy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (Fiv. kat.) Sakramenta iterahan' ny olona ara-panahy amin' ny fidirana ho isan' ny kristianina zanak' Andriamanitra satria voadion' ny rano tamin' ny fahotana izy [1.1] |
Explanations in English |
4 baptism [1.7] |
Explanations in French |
5 baptême [1.8] 6 baptême (pour les catholiques) [1.5] |
All compound words |
|
Vocabulary | 10 Religion and Liturgy |
Synonyms | 11 batisa |
Anagrams | 12 batemy, 13 mbetia, 14 mibeta |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |