Entry an-kamehana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [1.1]
Explanations in English (ankamehana) see maika. [1.2]
 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [1.7]
Explanations in French (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Examples Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27]
Compound words 

Updated on 2023/08/18