|
|
|
|

Entry1  basirano
Elementary words  2 basy, 3 rano
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1]
Explanations in English  6 A syringe. [1.2]
Vocabulary  7  Health

Anagrams  8 basirano, 9 borisana

Updated on 2025/09/12