Entry baka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka, Tambahoaka, Tanala] voninahitra [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] hasina [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] haja [Rakotosaona 1972]
   voninahitra [Rajemisa 1985]
   boròka, voninahitra, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [Akademia 2005]
English definition   honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [Richardson 1885]
French definition   honneur, réputation [Abinal 1888]
   [Taisaka] honneur [Deschamps 1936]
Examples   Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Entry baka
Part of speech   noun
Malagasy definition   voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [Akademia 2005]

Entry baraka
Part of speech   noun
Malagasy definition   elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [SLP: Voambolana]
French definition   hymen [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Synonyms   sarom-pivaviana

Entry baraka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra [Rakotosaona 1972]

Entry baraka
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Betsimisaraka] hatramin' [Rakotosaona 1972]

Entry Baraka
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Baraka [Baiboly]
English definition   Barak [Baiboly]
French definition   Baraq [Baiboly]
Examples   Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [Baiboly: 7:004:010/Mpitsara 4:10..]
Vocabulary  
Quotes  
Articles  

Entry Barakà
Part of speech   name (biblical) [list]
English definition   Berachah [Baiboly]
French definition   Beraka [Baiboly]
Vocabulary  
Synonyms   Beraka
Quotes  

Updated on 2016/02/29