| Entry | 1 bankin-draharaha |
| Elementary words | 2 banky, 3 raharaha |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava
[1.13] |
| Explanations in French |
6 banque d'affaires
[1.13] |
| Vocabulary | 7 Economy: finances, management |
| Updated on 2025/09/12 |
|