| Entry (1/2) | 1 banky |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
[1.1] |
| Analogs | 4 Foan-tanana, 5 kisoa bory rambo, 6 lany fatotra amam-pondrana, 7 majifa ny fananana, 8 mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa, 9 tsy am-bariraiventy, 10 tsy filo tsy fihatsaka, 11 tsy kibay tsy fively, 12 tsy kitay tsy vary maina |
| Entry (2/2) | 13 banky |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray
[1.1] 16 andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13] |
| Explanations in French |
17 banque
[1.13] |
| Vocabulary | 18 Economy: finances, management |
| Combinations | 19 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word banky |
| Updated on 2026/04/22 |
|