|
|
|
|

Entry1  habangana
Root  2 banga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara
5 Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany [1.1]

Updated on 2025/12/08