Entry baka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   mivelatra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
¶ Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra
¶ Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [Rajemisa 1985]
English translation   branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [Richardson 1885]
French translation   divergent en forme de V [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   lily
Antonyms  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   Shapes of cattle horns
Illustrations  

Entry baka
Part of speech   interjection [list]
English translation   an expletive used in certain provinces. [Richardson 1885]

Entry baka
Part of speech   noun
French translation   "tronc" de bananier
¶ parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [Tanala] [Beaujard 1998]
Vocabulary  

Entry baka
Part of speech   noun
French translation   (abréviation de bakalorea) baccal [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Compound words, titles, names  

Entry baka
Part of speech   noun
English translation   [French bac] a ferry [Hallanger 1973]
French translation   [français bac] bac [Hallanger 1974]
   bateau de transbordement, bac [Rajaonarimanana 1995]
Illustrations  

Entry baka
Part of speech   noun
Malagasy definition   tavy [SLP: Voambolana]
French translation   récipient [SLP: Voambolana]

Entry baka
Part of speech   noun
French translation   détendu, désserré [Tankarana] [David 1952 (takila B)]

Updated on 2017/03/10