Entry abaka (baka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan' ny tarehin-tsoratra V: Abakao ity hazo ity hanaova ho filesy [Rajemisa 1985]
English definition used of anything to be made to diverge, as in baka. [Richardson 1885]
French definition Qu'on fait diverger, à faire diverger [Abinal 1888]
Morphology 
abaka
abako
abakao
abany
abatsika
abakay
abakareo
nabaka
nabako
nabakao
nabany
nabatsika
nabakay
nabakareo
habaka
habako
habakao
habany
habatsika
habakay
habakareo
abakao

Entry aka
Part of speech noun
French definition abaque [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  hitsidika

2013/09/06