| Entry | 1 bailoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka.
[1.1] |
| Explanations in French |
4Tortu, de travers.
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 9 bilaka, 10 biloka, 11 meloka, 12 mibirioka, 13 miolana, 14 mivaona, 15 mivilana |
| Anagrams | 16 akobila, 17 bailoka, 18 boliaka |
| Updated on 2025/10/31 |
|