|
|
|
|

Entry1  olombe
Elementary words  2 olona, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 [Antesaka] olon-dehibe amin'ny taona [1.78]
6 [Sihanaka] raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny [1.78]
7 [olom-be] olona tsy be teny loatra ary morainy [1.1]
Explanations in French  8 d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé [1.3]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/02/05