Entry | 1 aza marofy |
Elementary words | 2 aza, 3 marofy |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 firariana mba tsy harary [1.1] |
Explanations in English |
6 good health to you [1.7] |
Explanations in French |
7 bonne santé! [1.8] |
Examples |
8 Tratrara antitra, aza marofy.
[2.470]
9 Trarantitra hianao Tompokovavy azamarofy, hosoavin'Andriamanitra mifanantera amy ny ambany lanitra [2.59#97] |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |