| Entry | 1 aza atao raraka an-tany |
| Elementary words | 2 aza, 3 atao, 4 raraka, 5 tany |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 teny entina hanamafisana ny anatra sy ny hafatra omena, izay tsy tiana hisy hadino na hanalana, fa hotovina ara-dalàna avokoa [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|