Entry avy taiza (avy, aiza)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza ny toerana avy naleha: Avy taiza ianao no toa vizana dia vizana? [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07