| Entry | 1 avaratra andrefana |
| Elementary words | 2 avaratra, 3 andrefana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 sisiny iadian' ny lafiny avaratra sy ny lafiny andrefana [1.1] |
| Examples |
6 Tanàna kely ao avaratra andrefan' i Vatomandry
[2.5#137]
7 Tany amorontsiraka avaratra andrefana no nalehan' izy ireny voalohany [2.366#8] |
| Vocabulary | 8 Space |
| Updated on 2025/09/12 |
|