|
|
|
|

Entry1  atokana
Root  2 tokana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao amin' ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin' ny hafa: Atokana ny marary hoditra hatraiza hatraiza
5 Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon' ny karamako isambolana [1.1]
Explanations in English  6 to be set apart; to be consecrated [1.7]
Explanations in French  7 qu'on met à part; qui est consacré;
8 qu'on met de côté, qu'on réserve, qu'on consacre [1.8]
Examples  9  Ny ankamaroan' ny fotoam-pivoriana natokana ho an' ny tetibola dia tsy maintsy atokana ho an' ny lalàna itantanana ny volam-panjakana. [4.27]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14 akantao, 15 akatona, 16 akotana, 17 antaoka, 18 atakona, atokana, 19 atonàka, atonaka

Updated on 2025/11/27