Entry atodiny marika (atody, -ny, marika)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany [Rajemisa 1985]

Updated on 2010/11/21