|
|
|
|

Entry1  atidoha
Elementary words  2 aty, 3 loha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1]
Explanations in English  6 The brains. [1.2]
7 the brain [1.7]
Explanations in French  8 le cerveau [1.8]
Examples  9  hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. [2.424#]
10  Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472#]
Vocabulary  11  Biology
All compound words  12 atidohan-kena

Updated on 2025/11/09