Entry atao zanaky ny maty (tao, zanaka, faty)
Part of speech   expression
Malagasy definition   enti-milaza olona tokony mba hotiavina, nefa toa hadinoina na tsy izarana soa [Rajemisa 1985]

2009/11/07