Entry arindrano (ary, rano)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-damba misy sorany mitsoriadriaka mainty sy fotsy na haboka sy fotsy mifanelanelana fanaon' ny Betsileo amin' ny landy sy landihazo. Fitafy amin' ny andro malaza ny arindrano fahizay ka ny lehilahy lehibe na mpanankarena no manao azy [Rajemisa 1985]
English translation   a lamba with black stripes woven [in the Arindrano dictrict] [Richardson 1885]
Vocabulary  
Quotes  

Entry Arindrano (ary, rano)
Part of speech   name (toponym) [list]
English translation   Name of a well-watered district in the Betsileo province [Richardson 1885]

Updated on 2010/08/26