| Entry | 1 ariana |
| Root | 2 ary |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
5 Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be thrown away
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on rejette
[1.5] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 nantohazotsiariana |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 airaña, 15 ariana, 16 Naaraì |
| Updated on 2025/11/09 |
|