Entry ara-keviny (araka, hevitra, -ny)
Part of speech expression
Malagasy definition ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita
¶ tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [Rajemisa 1985]
English definition [hevitra, thought.] Proportion, in Arithmetic.. [Vocabulary: Mathematics: arithmetic] [Richardson 1885]
Quotes 

2010/09/11