|
|
|
|

Entry1  ara-kevitra
Elementary words  2 araka, 3 hevitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 atao mifanaraka amin' ny: Ara-kevitry ny andro niasana no hanomezana ny karama [1.1#104]
[ara-keviny] 6 tsy atao maty paika fa araka ny vinavina tokony ho izy fotsiny: Tsy misy mizana fa ataovy ara-keviny fotsiny eo ny fizarana ny hena [1.1#104]
7 ny tokony ho izy mifanaraka amin' izay natao sy izay vita [1.1#431]
Explanations in English  8 Proportion, in Arithmetic [1.2]
Explanations in French  9 Selon le sens, selon le contexte, en proportion, proportionnellement, à raison de:
10 Ara-kevitry ny andro niasana no hizarana ny vola (L'argent sera partagé proportionnellement aux jours de travail) [1.3#50]
11 Règle de proportion, règle de trois, règle de société [1.3#50]
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic

Updated on 2025/11/17