|
|
|
|

Entry1  arahaba sitran' ny teritery nanjò
Elementary words  2 arahaba, 3 sitrana, 4 teritery, 5 man
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha narary ka sitrana soa aman-tsara [1.1]

Updated on 2025/09/12