Entry manjo (zo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
¶ enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [Rajemisa 1985]
English definition   to befall, to happen to someone [Hallanger 1973]
French definition   frapper (se dit d'un malheur) [Hallanger 1974]
Morphology  
manjo
nanjo
hanjo
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry manjo
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mikendry [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/08/31