Entry arahaba ririnina ê (arahaba, ririnina, e)
Part of speech expression
Malagasy definition teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê! [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2012/10/26