| Entry | 1 arahaba nahazo ny rariny |
| Elementary words | 2 arahaba, 3 mahazo, 4 rary |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy naharesy an' ady amin' ny fitsarana [1.1] |
| Vocabulary | 7 Forms of Address |
| Updated on 2025/09/12 |
|