Entry aotra (otra)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [Rajemisa 1985]
English definition scratching. [Richardson 1885]
French definition (la main) avec laquelle on frictionne [Abinal 1888]
Morphology 
aotra
aotrako
aotranao
aotrany
aotrantsika
aotranay
aotranareo
aotr'
ao-
aotry
naotra
naotro
naotrao
naony
naotsika
naotray
naotrareo
naotr'
nao-
naotry
haotra
haotro
haotrao
haony
haotsika
haotray
haotrareo
haotr'
hao-
haotry
aory

Entry aotra
Part of speech adjective
Malagasy definition Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [Rajemisa 1985]
French definition zéro (Anglais nought ou ought) [Abinal 1888]
French definition zéro [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
International definition 0 [3.1]
Vocabulary 
Origin English: nought, ought.
Synonyms zerô
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Articles 

2015/01/20