|
|
|
|

Entry (1/2)1 hao
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
4 katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
Explanations in English  5 a louse, a tick. [1.2]
6 a louse [1.7]
Explanations in French  7 pou [1.8, 1.13, 1.82]
Examples  8 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#]
Morphology 
9 Simple :
10 Prefixed :
Vocabulary  11 Zoology: invertebrates
All compound words  127 combinations of this word
Proverbs  13 Proverbs containing that word
Article  14Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)15 hao
Part of speech  16 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  17 eny [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  18 oui [Taisaka] [1.82]

Anagrams  19 aho, 20 hao, 21 hoa

Updated on 2025/11/02