Entry | 1 aoriandriana |
Root | 2 aoriana |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in French |
4 [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [1.3#58] |
Examples |
5 Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy.
[2.117#112]
6 Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [2.59#207] 7 Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [1.357#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |