|
|
|
|

Entry1  antsipiriany
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Explanations in English  4  in all its details [1.7]
Explanations in French  5  en détail [1.8]
Examples  6  Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [2.558]
7  Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [2.503#29]
8  Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. [2.996]
9  Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. [2.895]
10  amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. [2.285]
11  Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. [2.59]
All compound words  12  refy antsipiriany
Other spellings  13  antsipiriany
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/08