Entry (1/2) | 1 antoko |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 toko |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andiany, sokajiny iray: Antokon-tafika Fikambanana voafaritra tsara hiavaka amin' ny hafa: Antoko politika Mpiaraka na mpikambana miray amin' ny tena, mpiara-dia: Antokonay ry Ranona ireny |
Explanations in French |
5 [1.13] catégorie, classe, parti, série |
Examples |
6 [2.4#] Teo an-tokotany izahay, dia nanao antoko-mpihira iray.
7 [4.27#] Io aloha dia porofon' ny fahalemen' ny antoko politika. 8 [2.270#] Eh, raha nahitan' ny olona antoko miaramila tonga tampoka! 9 [2.472] Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. |
All compound words |
|
Entry (2/2) | 13 antoko |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] tsatokazo, andry, andribe [Betsimisaraka]
|
Explanations in French |
16 [1.19] pieux sur lesquels sont posées les solives du plancher de la case, comme varingarinsa [Tankarana]
|
Anagrams | 17 antoko, 18 kanoto, 19 kotano, 20 kotona, 21 tokona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |