|
|
|
|

Entry1  antaranoana
Elementary words  2 antara, 3 noana
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 Mandrakizay doria alaovalo. [1.1]
Explanations in English  6 everlasting. Used after mandrakizay.. [1.2]
Examples  7  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#]
8  Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#]

Anagrams  9 anantaraona, 10 anantaroana, 11 antaranoana

Updated on 2025/10/11