Entry an-takona (any, takona)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [Rajemisa 1985]
French definition en dehors de la vue, en secret, en cachette [Abinal 1888]
Synonyms an-katakonana ~ an-kifonofono ~ an-koboka ~ an-konohono ~ an-tsokosoko ~ mangingina

2013/10/12