| Entry | 1 mangingina |
| Root | 2 gingina |
| Part of speech | 3 adjective or adverb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao
5 Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao 6 Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely 7 Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [1.1] |
| Explanations in English |
8 solitary. Used of uninhabited or secret places
[1.2] 9 silent, solitary; secret; in secret [1.7] |
| Explanations in French |
10 silencieux; solitaire; secret, en secret
[1.8] |
| Examples |
11 Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina:
[2.471]
12 Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48] |
| Updated on 2025/11/02 |
|