| Entry | 1 anoina |
| Root | 2 ano |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao: Ny tsy anoina no anoina..
[1.1] 5 asa atao na zavatra karakaraina: Tian'ny mpanjify ny taozavatra anoin' ny mpanao asa tanana. 6 Endriky ny matoanteny aman-tsirinteny a-, -ina, -ana: Matoanteny anoina ny hoe: atao, soratana, vidina. [1.62] |
| Explanations in English |
7 to be done, etc. Same as atao..
[1.2] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 anoin-tsarotra |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 Ainona, 15 ananio, 16 aninao, 17 anoina, 18 Ianona, 19 inoana, 20 ny anao |
| Updated on 2025/11/09 |
|