Index

Proverbs : anoina

Proverb Ny tsy anoina no anoina. [Akademia 2005, Veyrières 1913 #3055, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ny tsy tokony hatao no atao; tsy milaza ny tokony holazaina. [Akademia 2005]
French translation Il fait ce qu' il ne faut pas faire. [Veyrières 1913 #3055]

Index